Manasa anao hiaino ny maridrefy 98.2 MHZ fa ny Onjam-peo dia mampifaly anao.
TARIGETRANAY : FANABEAZANA FAHASALAMANA FIALAMBOLY
Maro ihany koa ny fandaharana mampialavoly sy manabe antsika sy ny hirahira maro samy hafa
Koa aza miala ary fa mihainoa finaritra tompoko.